Deuteronomy 21:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary esoriny koa ny fitafiany tamin’ny nahababo azy, dia aoka hitoetra ao an-tranonao iray volana izy hitomany ny ray aman-dreniny. Rehefa afaka izany, izay vao mahazo mandry aminy ianao ka hanambady azy, ary ho vadinao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fitafiany tamin’ny nahababo azy havelany, ary izy hitoetra ao an-tranonao, hitomany ny ray aman-dreniny iray volana izy; raha efa izany dia handeha aminy ianao, ka ianao ho vadiny, izy ho vadinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hanaisotra ny fitafiany tamin’ny nahababo azy sy hiova akanjo, ary hitoetra ao amin-dralehilahy. Mandritra ny iray volana dia hisaona ny ray aman-dreniny ravehivavy; aorian’izany ralehilahy vao hahazo manatona azy sy hampakatra azy ary hanana azy ho vady.
Malagasy Bible 1865
ary asaovy esoriny koa ny fitafiany tamin'ny nahababo azy, dia aoka hitoetra ao an-tranonao andro iray volana izy hitomany ny ray aman-dreniny; ary rehefa afaka izany, dia vao mahazo mandry aminy ianao ka ho tompom-bady azy, ary ho vadinao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary esoriny koa ny fitafiany tamin’ny nahababo azy, dia aoka hitoetra ao an-tranonao iray volana izy hitomany ny ray aman-dreniny. Rehefa afaka izany, izay vao mahazo mandry aminy ianao ka hanambady azy, ary ho vadinao izy.
malagasy