Deuteronomy 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny andro hanaovany didim-pananana ho an’ny zanany lahy dia tsy azo atao lahimatoa ny zanaky ny tiany, raha mbola eo ihany ny zanaky ny tsy tiany, izay tena lahimatoany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy azony atao lahimatoa ny zanak’ilay tiany ho solon’ny zanak’ilay halany amin’ny andro andidiany ny fananany ho an-janany, satria izy no tena lahimatoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro handidiany fananana ho an’ireo zanany lahy, dia tsy azon-dralehilahy atao lahimatoa ny zanak’ilay vehivavy tiany bebe kokoa, raha mbola eo ihany ny zanak’ilay vehivavy tiany kelikely kokoa, satria io no tena lahimatoany.
Malagasy Bible 1865
amin'ny andro handidiany fananana ho an'ny zananilahy dia tsy azo hatao lahimatoa ny zanaky ny tiany, raha mbola eo ihany ny zanaky ny tsy tiany, izay tena lahimatoany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny andro hanaovany didim-pananana ho an’ny zanany lahy dia tsy azo atao lahimatoa ny zanaky ny tiany, raha mbola eo ihany ny zanaky ny tsy tiany, izay tena lahimatoany;
malagasy
amin'ny andro handidiany fananana ho an'ny zananilahy dia tsy azo hatao lahimatoa ny zanaky ny tiany, raha mbola eo ihany ny zanaky ny tsy tiany, izay tena lahimatoany;