Deuteronomy 21:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny lahimatoa, zanak’ilay tsy tiany ihany, no hekeny ka homeny anjara avo roa heny amin’izay rehetra ananany; fa voalohan-janany izy ka azy ny fizokiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny zanak’ity tsy tiany ihany no hataony lahimatoa, sy homeny anjaran-droa amin’ny ananany rehetra, satria santatry ny fahatanjahany io zanany io, ka an’io ny fizokiana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny zanak’ilay vehivavy tiany kelikely kokoa ihany no hekeny ho lahimatoa ka homeny anjaran-droa amin’izay rehetra ananany: noho izy voalohan-janany, dia azy ny fizokiana.
Malagasy Bible 1865
fa ny lahimatoa, zanak'ilay tsy tiany ihany, no hekeny ka homeny anjaran-droa amin'izay rehetra ananany; fa voalohan'ainy izy, ka azy ny fizokiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny lahimatoa, zanak’ilay tsy tiany ihany, no hekeny ka homeny anjara avo roa heny amin’izay rehetra ananany; fa voalohan-janany izy ka azy ny fizokiana.
malagasy
fa ny lahimatoa, zanak'ilay tsy tiany ihany, no hekeny ka homeny anjaran-droa amin'izay rehetra ananany; fa voalohan'ainy izy, ka azy ny fizokiana.