Deuteronomy 21:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon’ny rainy, na ny feon’ny reniny, sady tsy zakany anarina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona manan-janaka lahy maditra sy manohitra, tsy henoiny akory izay feon-drainy na feon-dreniny, ary na faizin’ireo aza izy dia tsy henoiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety hisy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra, ka tsy mihaino ny tenin’ny ray aman-dreniny sady tsy zakany anarina.
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon'ny rainy, na ny feon'ny reniny, ka tsy zakany anarina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon’ny rainy, na ny feon’ny reniny, sady tsy zakany anarina,
malagasy
[Ny fanao amin'ny zanaka maditra tsy zaka anarina] Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon'ny rainy, na ny feon'ny reniny, ka tsy zakany anarina,