Deuteronomy 21:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hosamborin’ny rainy sy ny reniny izy ka hoentiny eo amin’ny loholona ao amin’ny tanànany, eo amin’ny vavahadin’ny tanàna onenany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hosamborin-drainy aman-dreniny izy, ka hoentiny amin’ny loholon’ny tanàna, eo am-bavahadin’ny fitoerana onenany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hosamborin’ireo ray aman-dreniny izy ka hoentiny amin’ny fitsarana eo anoloan’ny loholon ’ny tanàna onenany;
Malagasy Bible 1865
dia hosamborin'ny rainy sy ny reniny izy ka ho entiny amin'ny loholona amin'ny tanànany, eo amin'ny vavahadin'ny tanàna onenany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hosamborin’ny rainy sy ny reniny izy ka hoentiny eo amin’ny loholona ao amin’ny tanànany, eo amin’ny vavahadin’ny tanàna onenany;
malagasy
dia hosamborin'ny rainy sy ny reniny izy ka ho entiny amin'ny loholona amin'ny tanànany, eo amin'ny vavahadin'ny tanàna onenany,