Deuteronomy 21:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia handeha ny loholonao sy ny mpitsaranao ka horefesiny hatreo amin’ny faty ka hatramin’izay tanàna manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aoka ny loholona ama-mpitsaranao handeha handrefy ny anelanelan’ny tanàna manodidina sy ny toerana misy ny faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, dia hiainga ny loholona ama-mpitsaranareo ka handrefy ny elanelan’ireo tanàna manodidina sy ilay toerana misy ny faty,
Malagasy Bible 1865
dia hivoaka ny loholonao sy ny mpitsaranao ka horefesiny hatreo amin'ny faty ka hatramin'izay tanàna manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia handeha ny loholonao sy ny mpitsaranao ka horefesiny hatreo amin’ny faty ka hatramin’izay tanàna manodidina azy.
malagasy
dia hivoaka ny loholonao sy ny mpitsaranao ka horefesiny hatreo amin'ny faty ka hatramin'izay tanàna manodidina azy.