Deuteronomy 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hiteny amin’ny loholona amin’ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy mpimamo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary holazainy amin’ny loholon’ny tanàna hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra, tsy mihaino ny feonay, fa manaram-po amin’ny fahalotoana amam-pimamoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hiteny amin’ny loholona izy mivady hoe: «Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny teninay fa mpandany sy mpimamo.»
Malagasy Bible 1865
dia hiteny amin'ny loholona amin'ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hiteny amin’ny loholona amin’ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy mpimamo.
malagasy
dia hiteny amin'ny loholona amin'ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony.