Deuteronomy 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona manao fahotana izay tokony hahafaty azy ka vonoina ary ahantona amin’ny hazo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona manao heloka mahafaty, ka novonoina sy nahantona amin’ny hazo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety hisy olona manao heloka tokony hahafaty azy ka novonoina ary nahantona amin’ny hazo ilay fatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona manao fahotana izay tokony hahafaty azy ka atao maty ary ahantona amin'ny hazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona manao fahotana izay tokony hahafaty azy ka vonoina ary ahantona amin’ny hazo
malagasy
[Ny amin'ny fandevenana ny fatin'ny meloka izay efa nahantona tamin'ny hazo] Ary raha misy olona manao fahotana izay tokony hahafaty azy ka atao maty ary ahantona amin'ny hazo.dia tsy havela hiloaka alina eo amin'ny hazo ny fatiny, fa tsy maintsy halevinao androtr'iny ihany izy (fa voaozon'Andriamanitra ny mihantona amin'ny hazo); koa aza lotoina ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao.