Deuteronomy 21:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy havela hiloaka alina eo amin’ny hazo ny fatiny, fa tsy maintsy halevinao androtr’iny ihany izy; fa voaozon’Andriamanitra izay mihantona amin’ny hazo; koa aza lotoina ny taninao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ho lovanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy hiloaka alina eo ambony hazo ny fatiny, fa tsy maintsy alevinao mihitsy androtr’iny ihany, satria hiharan’ny fanozonan’Andriamanitra ny faty mihantona, ka aza lotoina ny tany omen’i Iaveh Andriamanitrao anao ho lova.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy havelanareo hiloaka alina eo amin’ny hazo izany faty izany, fa tsy maintsy halevinareo androtriny ihany, satria voaozon’Andriamanitra ny faty mihantona amin’ny hazo; koa aza lotoina ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho fanananareo.
Malagasy Bible 1865
dia tsy havela hiloaka alina eo amin'ny hazo ny fatiny, fa tsy maintsy halevinao androtr'iny ihany izy (fa voaozon'Andriamanitra ny mihantona amin'ny hazo); koa aza lotoina ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy havela hiloaka alina eo amin’ny hazo ny fatiny, fa tsy maintsy halevinao androtr’iny ihany izy; fa voaozon’Andriamanitra izay mihantona amin’ny hazo; koa aza lotoina ny taninao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ho lovanao.
malagasy