Deuteronomy 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny loholona amin’ny tanàna izay akaikin’ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina na nitondra zioga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny tanàna akaikin’ny faty indrindra dia halain’ny loholona amin’izany tanàna izany ny vantotr’ombivavy iray izay tsy mbola nampiasaina, na nitari-javatra amin’ny jioga,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hahafantarana ny tanàna izay akaikin’ny faty indrindra. Ary ny loholon’io tanàna io dia haka vantotr’ombivavy iray izay tsy mbola nampiasaina na novesaran- jioga hitarihany;
Malagasy Bible 1865
Ary ny loholona amin'ny tanàna izay akaikin'ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina na nasiana zioga hitarihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny loholona amin’ny tanàna izay akaikin’ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina na nitondra zioga.
malagasy
Ary ny loholona amin'ny tanàna izay akaikin'ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina na nasiana zioga hitarihany.