Deuteronomy 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny loholona rehetra amin’izany tanàna akaikin’ny faty izany dia hanasa ny tanany eo ambonin’ilay ombivavy kely izay efa voafolaka tany an-dohasaha ny vozony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanasa ny tanany eo ambonin’ilay vantotr’ombivavy voafola-katoka teo amin’ny sakeli-drano ny loholona rehetra amin’ny tanàna akaikin’ny faty indrindra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny loholona rehetra amin’izany tanàna tena akaikin’ny faty izany kosa dia hanasa ny tanany amin’ny renirano, eo ambonin’ilay vantotr’ombivavy izay efa voafolaka ny vozony;
Malagasy Bible 1865
ary ny loholona rehetra amin'izany tanàna akaikin'ny faty izany dia hanasa ny tànany eo ambonin'ilay ombivavy kely izay efa voafolaka tany an-dohasaha ny vozony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny loholona rehetra amin’izany tanàna akaikin’ny faty izany dia hanasa ny tanany eo ambonin’ilay ombivavy kely izay efa voafolaka tany an-dohasaha ny vozony,
malagasy
ary ny loholona rehetra amin'izany tanàna akaikin'ny faty izany dia hanasa ny tànany eo ambonin'ilay ombivavy kely izay efa voafolaka tany an-dohasaha ny vozony;