Deuteronomy 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no sady hiloa-bava hoe: Tsy ny tananay no nandatsaka ity ra ity sady tsy nahita izany ny masonay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hiteny izy ireo, ka hanao hoe: Tsy nandatsaka ity ra ity ny tananay, ary tsy nahita izany ny masonay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hiloa-bava ireo ka hanao hoe: «Ny tananay tsy nandatsaka aina an’io olona io, ary ny masonay tsy nahita ny zava-nitranga.
Malagasy Bible 1865
dia hiloa-bava ireo ka hanao hoe: Tsy ny tananay no nandatsaka ity rà ity, sady tsy nahita izany ny masonay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no sady hiloa-bava hoe: Tsy ny tananay no nandatsaka ity ra ity sady tsy nahita izany ny masonay.
malagasy
dia hiloa-bava ireo ka hanao hoe: Tsy ny tananay no nandatsaka ity rà ity, sady tsy nahita izany ny masonay.