Deuteronomy 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ka hesorinao ho afaka aminao ny ran’ny tsy manan-tsiny, raha hanao izay mahitsy eo imason’NY TOMPO ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hanesoranao eo afovoanao ny ra tsy manan-tsiny, amin’ny fanaovanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hialanareo andraikitra amin’ny famonoana olona tsy manan-tsiny, satria nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hesorinao ho afaka aminao ny rà marina, raha hanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ka hesorinao ho afaka aminao ny ran’ny tsy manan-tsiny, raha hanao izay mahitsy eo imason’NY TOMPO ianao.
malagasy
Ka dia hesorinao ho afaka aminao ny rà marina, raha hanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah ianao.