Deuteronomy 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza ampiarahina miasa tany ny omby sy ny boriky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza mampiray jioga ny omby sy ny ampondra hiasa tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mampikambana omby sy boriky hiasa tany anareo;
Malagasy Bible 1865
Aza mampikambana omby sy boriky hiasa tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza ampiarahina miasa tany ny omby sy ny boriky.
malagasy
Aza mampikambana omby sy boriky hiasa tany.