Deuteronomy 22:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy mampaka-bady ary mandry aminy ka tsy tiany indray Ravehivavy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy lehilahy nampakatra vehivavy ho vadiny, sy efa nandeha taminy, nefa tonga tsy tia azy indray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety hisy lehilahy mampaka-bady ary miray aminy. Avy eo dia tsy tiany indray ravehivavy,
Malagasy Bible 1865
Raha misy lehilahy mampaka-bady ary mandry aminy, ka tsy tiany indray ravehivavy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy mampaka-bady ary mandry aminy ka tsy tiany indray Ravehivavy,
malagasy
[Didy ny amin'ny fanamasinana ny fanambadiana] Raha misy lehilahy mampaka-bady ary mandry aminy, ka tsy tiany indray ravehivavy,