Deuteronomy 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa sady haratsiny sy alàny baraka no ataony hoe: Efa nampakatra ity vehivavy ity aho, nefa raha nandry taminy dia tsy hitako ny famantarana azy ho virijiny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka manendrikendrika azy amin’izay mahafa-baraka sy mahafa-pofona azy, manao hoe: Nampakatra ity vehivavy ity aho, kanjo nony nandeha taminy aho dia hitako fa tsy virjiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka haratsiany sy alàny baràka hoe: «Efa nampakatra ity vehivavy ity aho; kanefa tsy nahita ny famantarana maha virijiny azy aho nony niray taminy.»
Malagasy Bible 1865
dia haratsiny sy alàny baraka ka ataony hoe: Efa nampakatra ity vehivavy ity aho, nefa raha nandry taminy, dia tsy hitako ny famantarana azy ho virijina:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa sady haratsiny sy alàny baraka no ataony hoe: Efa nampakatra ity vehivavy ity aho, nefa raha nandry taminy dia tsy hitako ny famantarana azy ho virijiny,
malagasy
dia haratsiny sy alàny baraka ka ataony hoe: Efa nampakatra ity vehivavy ity aho, nefa raha nandry taminy, dia tsy hitako ny famantarana azy ho virijina: