Deuteronomy 22:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia halain’ny ray aman-drenin-dRazazavavy ny famantarana azy ho virijiny ka hoentiny ho eo amin’ny loholona ao amin’ny tanàna eo am-bavahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia halain’ny ray aman-drenin-drazazavavy ny famantarana azy ho virjiny, ka haposany amin’ny loholon’ny tanàna eo am-bavahady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia halain’ny ray aman-drenin-drazazavavy ny famantarana maha virijiny azy ka hoentiny amin’ny fitsarana, eo anoloan’ny loholon ’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
dia halain'ny ray aman-drenin-drazazavavy ny famantarana azy ho virijina ka ho entiny ho eo amin'ny loholona amin'ny tanàna eo am-bavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia halain’ny ray aman-drenin-dRazazavavy ny famantarana azy ho virijiny ka hoentiny ho eo amin’ny loholona ao amin’ny tanàna eo am-bavahady.
malagasy
dia halain'ny ray aman-drenin-drazazavavy ny famantarana azy ho virijina ka ho entiny ho eo amin'ny loholona amin'ny tanàna eo am-bavahady.