Deuteronomy 22:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hiteny amin’ny loholona ny rain-dRazazavavy hoe: Ny zanako vavy dia nomeko ho vadin’io lehilahy io, kanefa tsy tiany indray;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hiteny amin’ny loholona ny rain-drazazavavy, hanao hoe: Nomeko ho vadin’io lehilahy io ny zanako vavy, kanjo nony tsy tiany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hiteny amin’ny loholona ny rain-drazazavavy hoe: «Nomeko ho vadin’io lehilahy io ny zanako vavy; avy eo dia tsy tiany indray izy,
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny amin'ny loholona ny rain-drazazavavy hoe: Ny zanako-vavy nomeko ho vadin'io lehilahy io, kanefa tsy tiany indray izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hiteny amin’ny loholona ny rain-dRazazavavy hoe: Ny zanako vavy dia nomeko ho vadin’io lehilahy io, kanefa tsy tiany indray;
malagasy
Dia hiteny amin'ny loholona ny rain-drazazavavy hoe: Ny zanako-vavy nomeko ho vadin'io lehilahy io, kanefa tsy tiany indray izy;