Deuteronomy 22:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary halain’ny loholona ao amin’ny tanàna izany lehilahy izany ka hofaiziny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hosamborin’ny loholon’ny tanàna izany lehilahy izany, ka hofaiziny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hosamborin’ny loholona izany lehilahy izany ka hofaiziny.
Malagasy Bible 1865
Ary halain'ny loholona amin'ny tanàna izany lehilahy izany ka hofaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary halain’ny loholona ao amin’ny tanàna izany lehilahy izany ka hofaiziny.
malagasy
Ary halain'ny loholona amin'ny tanàna izany lehilahy izany ka hofaizany.