Deuteronomy 22:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha marina kosa izay nolazainy ka tsy hita ny famantarana an-dRazazavavy ho virijiny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha marina ihany kosa anefa izany, ka hita tokoa ny tsy maha-virjiny an-drazazavavy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha marina kosa ny lazain-dralehilahy ka tsy hita ny famantarana maha virijiny an-drazazavavy,
Malagasy Bible 1865
Fa raha marina kosa izany lazainy izany, ka tsy hita ny famantarana an-drazazavavy ho virijina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha marina kosa izay nolazainy ka tsy hita ny famantarana an-dRazazavavy ho virijiny
malagasy
Fa raha marina kosa izany lazainy izany, ka tsy hita ny famantarana an-drazazavavy ho virijina,