Deuteronomy 22:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy zazavavy virijiny voafofo ho vadin’olona, ary misy lehilahy mahita azy eo an-tanàna ka mandry aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy zazavavy virjiny efa fofom-badin’olona, ary misy lehilahy mifanehatra aminy ao an-tanàna ka mandry aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy tovovavy virijiny efa fofombadin’olona ka eo an-tanàna izy no hitan-dehilahy anankiray sy iraisany,
Malagasy Bible 1865
Raha misy zazavavy virijina voafofo ho vadin'olona, ary misy lehilahy mahita azy eo an-tanàna ka mandry aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy zazavavy virijiny voafofo ho vadin’olona, ary misy lehilahy mahita azy eo an-tanàna ka mandry aminy,
malagasy
Raha misy zazavavy virijina voafofo ho vadin'olona, ary misy lehilahy mahita azy eo an-tanàna ka mandry aminy,