Deuteronomy 22:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia havoakanareo ho eo amin’ny vavahadin’izany tanàna izany izy roa ka hotorahanareo vato ho faty: Razazavavy moa, satria tsy niantso vonjy nefa tao an-tanàna ihany; ary Ralehilahy kosa, satria nandry tamin’ny vadin’ny namany; dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ento mivoaka ho eo am-bavahadin’ny tanàna izy roa, ka torahy vato ho faty: razazavavy moa noho izy tsy niantso tao an-tanàna, ralehilahy kosa noho izy nametaveta ny vadin’ny namany. Izany no hamongoranao ny ratsy eo afovoanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoentinareo hankeo am-bavahadin’izany tanàna izany izy roroa, ka hotorahanareo vato ho faty: ravehivavy moa, satria tsy niantso vonjy nefa tao an-tanàna ihany; ary ralehilahy koa, satria niray tamin’ny vadin’ny namany. Izany no hanesoranareo ny fanao ratsy ho fongotra eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
dia ho entinareo mivoaka ho eo amin'ny vavahadin'izany tanàna izany izy roroa ka hotorahanareo vato ho faty: razazavavy moa, satria tsy niantso, nefa tao an-tanàna ihany; ary ralehilahy koa, satria nandry tamin'ny vadin'ny namany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia havoakanareo ho eo amin’ny vavahadin’izany tanàna izany izy roa ka hotorahanareo vato ho faty: Razazavavy moa, satria tsy niantso vonjy nefa tao an-tanàna ihany; ary Ralehilahy kosa, satria nandry tamin’ny vadin’ny namany; dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
malagasy