Deuteronomy 22:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha any an-tsaha kosa no ahitan-dRalehilahy an-dRazazavavy voafofo ho vadin’olona, ary misavika azy Ralehilahy ka mandry aminy, dia Ralehilahy izay nandry taminy ihany no hovonoina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha any an-tsaha kosa ralehilahy no mifanehatra amin-drazazavavy fofom-badin’olona ka manao an-keriny mandry aminy, dia ralehilahy nandry taminy ihany no hatao maty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha any an-tsaha kosa ralehilahy no mahita an’ilay tovovavy fofombadin’olona ka misavika azy sy miray aminy, dia ralehilahy izay niray taminy ihany no hatao maty.
Malagasy Bible 1865
Fa raha any an-tsaha kosa no ahitan-dralehilahy an-drazazavavy voafofo ho vadin'olona, ary misavika azy ralehilahy ka mandry aminy, dia ralehilahy izay nandry taminy ihany no hatao maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha any an-tsaha kosa no ahitan-dRalehilahy an-dRazazavavy voafofo ho vadin’olona, ary misavika azy Ralehilahy ka mandry aminy, dia Ralehilahy izay nandry taminy ihany no hovonoina.
malagasy
Fa raha any an-tsaha kosa no ahitan-dralehilahy an-drazazavavy voafofo ho vadin'olona, ary misavika azy ralehilahy ka mandry aminy, dia ralehilahy izay nandry taminy ihany no hatao maty.