Deuteronomy 22:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ravehivavy dia tsy hasianao na inona na inona satria tsy misy ota tokony hahafaty azy; tahaka ny olona mitsangana hamely ny namany ka mahafaty azy izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza maninomaninona an-drazazavavy, satria tsy manan-keloka tokony hahafaty azy izy, sahala amin’ny raha misy olona namely ny namany ka mamono azy izany, zavatra iray ihany ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa razazavavy tsy hasianareo na inona na inona, satria tsy misy ota tokony hahafaty azy. (Mitovy amin’ny olona namely ny namany ka nahafaty azy manko izany toe-javatra izany).
Malagasy Bible 1865
Fa ravehivavy dia tsy hasianao na inona na inona; fa tsy misy ota tokony hahafaty azy; fa tahaka ny olona mitsangana hamely ny namany ka mahafaty azy no hevitr'izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ravehivavy dia tsy hasianao na inona na inona satria tsy misy ota tokony hahafaty azy; tahaka ny olona mitsangana hamely ny namany ka mahafaty azy izany
malagasy
Fa ravehivavy dia tsy hasianao na inona na inona; fa tsy misy ota tokony hahafaty azy; fa tahaka ny olona mitsangana hamely ny namany ka mahafaty azy no hevitr'izany zavatra izany.