Deuteronomy 22:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tany an-tsaha no nahitany azy, ary niantso vonjy ihany Razazavavy voafofo ho vadin’olona, nefa tsy nisy namonjy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
any an-tsaha izy no nifanehatra taminy, ary niantso ihany razazavavy fofom-badin’olona, fa tsy nisy namonjy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tany an-tsaha no nahitan’io lehilahy io an-drazazavavy; ary niantso vonjy ihany ilay tovovavy fofombadin’olona, saingy tsy nisy namonjy azy.
Malagasy Bible 1865
Fa tany an-tsaha no nahitany azy; ary niantso ihany razazavavy voafofo ho vadin'olona, nefa tsy nisy hamonjy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tany an-tsaha no nahitany azy, ary niantso vonjy ihany Razazavavy voafofo ho vadin’olona, nefa tsy nisy namonjy azy.
malagasy
Fa tany an-tsaha no nahitany azy; ary niantso ihany razazavavy voafofo ho vadin'olona, nefa tsy nisy hamonjy azy.