Deuteronomy 22:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijiny izay tsy voafofo ho vadin’olona ka misavika azy sady mandry aminy, koa tratra izy roa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy lehilahy mifanehatra amin-jazavavy virjiny tsy mbola voafofo, ka misavika azy sy mandry aminy, ary tratra izy roa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy lehilahy mahita tovovavy tsy mbola fofombadin’olona ka misavika azy sy miray aminy, ary tratra manao izany izy roroa,
Malagasy Bible 1865
Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijina, izay tsy voafofo ho vadin'olona, ka misavika azy sady mandry aminy, koa hita izy roroa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijiny izay tsy voafofo ho vadin’olona ka misavika azy sady mandry aminy, koa tratra izy roa,
malagasy
Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijina, izay tsy voafofo ho vadin'olona, ka misavika azy sady mandry aminy, koa hita izy roroa,dia hanome sekely volafotsy dimam-polo ho an'ny rain-drazazavavy ralehilahy izay nandry taminy; ary hovadiny izy, satria efa nosavihiny sady nandriany; ary tsy azony hisaorana izy amin'ny andro rehetra hiainany.