Deuteronomy 22:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany koa no hataonao amin’ny borikiny, na ny fitafiany, na ny zavatry ny rahalahinao, na inona na inona izay very ka hitanao; fa aza jerem-potsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa no hataonao amin’ny ampondravavy, toy izany no ataonao amin’ny fitafiany, ary toy izany koa no hataonao amin’ny zava-bery rehetra, izay verin’ny rahalahinao ka hitanao, aza ihodiviranao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa no hataonareo amin’ny boriky na fitafiana na zavatra hafa verin’ny mpiray firenena aminareo ka hitanareo; fa tsy hialanareo fotsiny izany.
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa no hataonao amin'ny borikiny, na ny fitafiany, na ny zavatry ny rahalahinao, na inona na inona izay very ka hitanao; fa aza atao tsy ho raharahanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany koa no hataonao amin’ny borikiny, na ny fitafiany, na ny zavatry ny rahalahinao, na inona na inona izay very ka hitanao; fa aza jerem-potsiny.
malagasy
Ary toy izany koa no hataonao amin'ny borikiny, na ny fitafiany, na ny zavatry ny rahalahinao, na inona na inona izay very ka hitanao; fa aza atao tsy ho raharahanao izany.