Deuteronomy 22:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hanao fitafian-dehilahy ny vehivavy ary aoka tsy hanao fitafiam-behivavy ny lehilahy fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao ny olona rehetra izay manao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka ny vehivavy tsy hitafy fitafian-dehilahy, ary aoka ny lehilahy tsy hitafy fitafiam-behivavy, fa izay rehetra manao izany dia fahavetavetana eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny vehivavy tsy hitafy ny fitafian-dehilahy, ary aoka ny lehilahy tsy hitafy ny fitafiam-behivavy; fa zavatra mahatsiravina eo imason’ny TOMPO Andriamanitrareo ny fanaovana izany.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny vehivavy tsy hitafy ny fitafian-dehilahy; ary aoka ny lehilahy tsy hitafy ny fitafiam-behivavy; fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao izay rehetra manao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hanao fitafian-dehilahy ny vehivavy ary aoka tsy hanao fitafiam-behivavy ny lehilahy fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao ny olona rehetra izay manao izany.
malagasy
Aoka ny vehivavy tsy hitafy ny fitafian-dehilahy; ary aoka ny lehilahy tsy hitafy ny fitafiam-behivavy; fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao izay rehetra manao izany.