Deuteronomy 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy maintsy alefanao ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao mba hahita soa ianao ka ho maro andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy maintsy alefanao handeha ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao, mba ho sambatra sy ho lava andro ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halefanareo mihitsy ny reniny fa ny zanany ihany no halainareo ho anareo, mba hahita soa sy ho maro andro ianareo.
Malagasy Bible 1865
Alefaso mihitsy ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao, mba hahita soa ianao ka ho maro andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy maintsy alefanao ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao mba hahita soa ianao ka ho maro andro.
malagasy
Alefaso mihitsy ny reniny, fa ny zanany ihany no alao ho anao, mba hahita soa ianao ka ho maro andro.