Deuteronomy 22:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manorina trano vaovao ianao dia asio arofanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera avy eny ka hahatonga heloka ny amin’ny ra ho ao an-tranonao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha manao trano vaovao ianao, dia asio arofanina manodidina ny tafon-tranonao mba tsy hanisy ra amin’ny tranonao ianao, raha sendra misy olona mianjera avy aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manao trano vaovao ianareo, dia hasianareo aro-fanina manodidina ny tampon-tranonareo; fandrao hisy olona hianjera avy eny ka tsy ny tranonareo no hizaka ny andraikitra amin’ny fahafatesan’ilay olona.
Malagasy Bible 1865
Raha manao trano vaovao ianao, dia asio aro-fanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera eny, ka hahatonga heloka ny amin'ny rà ho ao an-tranonao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manorina trano vaovao ianao dia asio arofanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera avy eny ka hahatonga heloka ny amin’ny ra ho ao an-tranonao ianao.
malagasy
Raha manao trano vaovao ianao, dia asio aro-fanina ny tampony, fandrao hisy olona hianjera eny, ka hahatonga heloka ny amin'ny rà ho ao an-tranonao ianao.