Deuteronomy 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza fafazana voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao, fandrao miara-tonga zava-masina ny vokatry ny voan-javatra nafafinao sy ny vokatry ny tanim-boalobokao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza fafazana voan-javatra roa karazana ny tanimboalobokao, fandrao samy holazaina zavatra masina avy izy, na ny zavatra nafafinao na ny vokatry ny tanimboalobokao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza amafazana voan-javatra hafa karazana ny tanimboalobokareo, fandrao samy hanjary voatokana ho an’Andriamanitra na ny vokatry ny voan-javatra nafafinareo na ny vokatry ny tanimboalobokareo.
Malagasy Bible 1865
Aza fafazana voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao, fandrao samy ho lasa ho sazy ny vokatry ny voan-javatra nafafinao sy ny vokatry ny tanim-boalobokao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza fafazana voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao, fandrao miara-tonga zava-masina ny vokatry ny voan-javatra nafafinao sy ny vokatry ny tanim-boalobokao.
malagasy
Aza fafazana voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao, fandrao samy ho lasa ho sazy ny vokatry ny voan-javatra nafafinao sy ny vokatry ny tanim-boalobokao.