Deuteronomy 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha miainga hiady amin’ny fahavalonao ny tafikao dia mifadia ny ratsy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona tsy madio eo aminao noho ny zava-mahazo azy tamin’ny alina, dia hivoaka ny toby izy ary tsy hiditra ao amin’ny toby,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha eo am-pitobiana hanafika fahavalo ianareo, dia fadio ny zava-dratsy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalonao ny tafikao, dia mifadia ny ratsy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha miainga hiady amin’ny fahavalonao ny tafikao dia mifadia ny ratsy rehetra.
malagasy
Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalonao ny tafikao, dia mifadia ny ratsy rehetra.