Deuteronomy 23:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona eo aminao, izay tsy madio noho izay nanjo azy tamin’ny alina, dia hivoaka ho eny ivelan’ny toby izy fa tsy hiditra ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa handro amin’ny rano izy nony harivariva ary hahazo miditra ny toby rehefa maty masoandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha eo aminareo no misy miaramila tsy madio satria nanary lahinaina tsy nahy tamin’ny alina, dia hivoaka ny toby izy ary tsy hiditra ao.
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona eo aminao, izay tsy madio noho izay nanjo azy tamin'ny alina, dia hivoaka eny ivelan'ny toby izy, fa tsy hiditra ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona eo aminao, izay tsy madio noho izay nanjo azy tamin’ny alina, dia hivoaka ho eny ivelan’ny toby izy fa tsy hiditra ao anatiny.
malagasy
Raha misy olona eo aminao, izay tsy madio noho izay nanjo azy tamin'ny alina, dia hivoaka eny ivelan'ny toby izy, fa tsy hiditra ao anatiny.