Deuteronomy 23:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka handro amin’ny rano izy rehefa hariva; ary rehefa tokony ho maty masoandro dia mahazo miverina ao amin’ny toby indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hisy toerana iray any ivelan’ny toby ka ho ao no hivoahanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handro izy rehefa harivariva, ary mahazo miverina eo amin’ny toby indray nony tokony ho maty masoandro.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa hariva, dia aoka handro amin'ny rano izy; ary nony tokony ho maty masoandro, dia mahazo miverina eo amin'ny toby indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka handro amin’ny rano izy rehefa hariva; ary rehefa tokony ho maty masoandro dia mahazo miverina ao amin’ny toby indray izy.
malagasy
Fa rehefa hariva, dia aoka handro amin'ny rano izy; ary nony tokony ho maty masoandro, dia mahazo miverina eo amin'ny toby indray izy.