Deuteronomy 23:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hisy tany voafaritrao ho fivoahanao any ivelan’ny toby;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary asio lapely iray ny fitaovanao hihadianao lavaka, rehefa hipetraka any ivelany ianao, ka nony avy eo, dia totofy ny fivalananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hisy tany voafaritrareo any ivelan’ny toby mba ho fivoahanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hisy tany voafaritrao any ivelan'ny toby ho fivoahanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hisy tany voafaritrao ho fivoahanao any ivelan’ny toby;
malagasy
Ary aoka hisy tany voafaritrao any ivelan'ny toby ho fivoahanao;