Deuteronomy 23:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mitondrà tsatòka miaraka amin’ny fitaovanao, koa raha hipetraka eny ivelany ianao dia mihadia lavaka amin’ny tsatòka ka totofy ny fivalananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nandeha eo afovoan’ny tobinao i Iaveh Andriamanitrao, mba hiaro anao hampanaiky resy ny fahavalonao eo anoloanao, ka tsy maintsy ho masina ny tobinao, ka tsy hahitan’i Iaveh zava-tsy mety ao aminao, mba tsy hialany aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mitondrà fantàka miaraka amin’ny fiadianareo; ka raha hihataka hivoaka ianareo, dia io fantàka io no hihadianareo lavaka hivoahana sy hanotofanareo ny dikinareo.
Malagasy Bible 1865
ary mitondrà fantaka miaraka amin'ny fiadianao, ka raha hipetraka eny ivelany ianao, dia mihadia lavaka amin'ny fantaka, ka totofy ny fivalananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mitondrà tsatòka miaraka amin’ny fitaovanao, koa raha hipetraka eny ivelany ianao dia mihadia lavaka amin’ny tsatòka ka totofy ny fivalananao.
malagasy
ary mitondrà fantaka miaraka amin'ny fiadianao, ka raha hipetraka eny ivelany ianao, dia mihadia lavaka amin'ny fantaka, ka totofy ny fivalananao.