Deuteronomy 23:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO Andriamanitrao dia mandeha eo afovoan’ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ho masina ny tobinao, ary mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao Izy ka tsy hiala aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza atolotra ny tompony intsony, ny andevo milefa mialoka ao aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandeha eo afovoan’ny tobinareo ilay TOMPO Andriamanitrareo mba hiaro anareo sy hampanaiky resy ny fahavalonareo; ka dia ho faritra masina ny tobinareo, ary tsy tokony hahita zava-maharikoriko eo aminareo ny Tompo mba tsy hialany aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah Andriamanitrao mandeha eo afovoan'ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ka dia ho masina ny tobinao, mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao izy ka tsy hiala aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO Andriamanitrao dia mandeha eo afovoan’ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ho masina ny tobinao, ary mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao Izy ka tsy hiala aminao.
malagasy