Deuteronomy 23:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza atolotrao amin’ny tompony intsony ny andevo izay mandositra mamonjy tena ho eo aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izy hitoetra eo aminao, eo amin’ny taninao, amin’ny toerana hofidiny, amin’ny anankiray amin’ny tanànanao, amin’izay mahafinaritra azy; aza mampahory azy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza atolotrareo ny tompony intsony ny andevo izay mandositra mialoka eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Aza atolotrao amin'ny tompony intsony ny andevo izay mandositra mamonjy tena ho eo aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza atolotrao amin’ny tompony intsony ny andevo izay mandositra mamonjy tena ho eo aminao.
malagasy
Aza atolotrao amin'ny tompony intsony ny andevo izay mandositra mamonjy tena ho eo aminao.