Deuteronomy 23:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo aminao no hitoerany, dia eo amin’ny tanàna izay tiany sy izay sitraky ny fony; fa aza mampahory azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka tsy hisy mpijangajanga amin’ny zanakavavin’i Israely, aza misy mpijangajanga ny zanakalahin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo aminareo no honenany, dia eo amin’ny toerana izay fidiny ao amin’ny tanànanareo mba hahafinaritra azy; fa aza mampahory azy ianareo.
Malagasy Bible 1865
Eo aminao no hitoerany, dia eo amin'ny tanàna izay tiany sy izay sitraky ny fony; fa aza mampahory azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo aminao no hitoerany, dia eo amin’ny tanàna izay tiany sy izay sitraky ny fony; fa aza mampahory azy.
malagasy
Eo aminao no hitoerany, dia eo amin'ny tanàna izay tiany sy izay sitraky ny fony; fa aza mampahory azy.