Deuteronomy 23:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mitondra ny karama maloton’ny vehivavy janga na ny karaman’alika, ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO Andriamanitra, hanefana voady; fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao ireo zavatra roa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza mampanàna amin’ny rahalahinao na vola, na hanina, na zavatra hafa azo ampananaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza ekena hoentina eo an- tranon’ny TOMPO Andriamanitrareo mba hanefana voady na ny tangim-behivavy janga na ny karaman’alikalahy: ireo zavatra anankiroa ireo manko dia samy zava-mahatsiravina eo imason’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mitondra ny tangin'ny vehivavy janga, na ny karaman'alika, ho ao an-tranon'i Jehovah Andriamanitra, hanefana voady; fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao ireo zavatra roa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Aza mitondra ny tangin'ny vehivavy janga, na ny karaman'alika, ho ao an-tranon'i Jehovah Andriamanitra, hanefana voady; fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao ireo zavatra roa ireo.