Deuteronomy 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izay torotoro vihy na tapa-pilahiana, dia tsy hiditra amin’ny fiangonan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lehilahy torotoro vihina na tapaka filahiana dia tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.
malagasy
[Didy maro samy hafa] Tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.