Deuteronomy 23:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mampanjanaka zavatra amin’ny rahalahinao, na vola, na hanina, na zavatra hafa mety hampanjanahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olon-kafa firenena no azonao ampananàn-javatra, fa aza mba mampanàna amin’ny rahalahinao, mba hanambinan’i Iaveh Andriamanitrao anao, amin’izay rehetra hataonao, any amin’ny tany hidiranao hanananao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mampanàna zavatra amin’ny mpiray firenena ianareo, na vola, na hanina, na zavatra hafa mety hampananàna.
Malagasy Bible 1865
Aza mampanàna zavatra amin'ny rahalahinao, na vola, na hanina, na zavatra hafa mety hampananaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mampanjanaka zavatra amin’ny rahalahinao, na vola, na hanina, na zavatra hafa mety hampanjanahina.
malagasy
Aza mampanàna zavatra amin'ny rahalahinao, na vola, na hanina, na zavatra hafa mety hampananaina.