Deuteronomy 23:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona hafa firenena ihany no hampanjanahinao zavatra; fa ny rahalahinao kosa dia tsy hampanjanahinao; mba hotahìn’NY TOMPO Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra ataon’ny tananao eo amin’ny tany izay efa hidiranao holovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha mivoady amin’i Iaveh Andriamanitrao ianao, dia aza ela fanefa izany, fa raha tsy izany dia hampamoahin’i Iaveh Andriamanitrao mihitsy ianao ny amin’izany, ka hivesatra fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona hafa firenena ihany no azonareo ampananàn-javatra, fa ny mpiray firenena kosa tsy hanaovanareo izany; dia hotahîn ’ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo amin’ny zavatra rehetra hataonareo, any amin’ny tany izay efa hidiranareo mba halainareo ho fananana.
Malagasy Bible 1865
Ny olona hafa firenena ihany no hampanananao zavatra; fa ny rahalahinao kosa dia tsy hampanananao; mba hotahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao amin'izay rehetra ataon'ny tananao eo amin'ny tany izay efa hidiranao holovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona hafa firenena ihany no hampanjanahinao zavatra; fa ny rahalahinao kosa dia tsy hampanjanahinao; mba hotahìn’NY TOMPO Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra ataon’ny tananao eo amin’ny tany izay efa hidiranao holovana.
malagasy