Deuteronomy 23:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mivoady amin’NY TOMPO Andriamanitrao ianao dia aza ela fanefa, fa hadinin’NY TOMPO Andriamanitrao aminao tokoa izany ka ho fahotanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy mivoady ianao, dia tsy hisy fahotana ao aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mivoady hanao sorona na fanatitra amin’ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo, dia aza ela fanefa; raha tsy izany kosa dia hanadinany anareo tokoa ilay voady ka ho fahotana aminareo.
Malagasy Bible 1865
Raha mivoady amin'i Jehovah Andriamanitrao ianao, dia aza ela fanefa; fa hadinin'i Jehovah Andriamanitrao aminao tokoa izany ka ho fahotana aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mivoady amin’NY TOMPO Andriamanitrao ianao dia aza ela fanefa, fa hadinin’NY TOMPO Andriamanitrao aminao tokoa izany ka ho fahotanao.
malagasy
Raha mivoady amin'i Jehovah Andriamanitrao ianao, dia aza ela fanefa; fa hadinin'i Jehovah Andriamanitrao aminao tokoa izany ka ho fahotana aminao.