Deuteronomy 23:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay aloaky ny vavanao dia tandremo ka tanteraho, araka ny nivoadianao an-tsitrapo tamin’NY TOMPO Andriamanitrao ihany, dia izay nolazain’ny vavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha miditra ny tanimboaloboky ny namanao ianao, dia mahazo mihinam-boaloboka araka izay tianao sy hivoky amin’izany, nefa aza misy ataonao ao an-tsobikanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay aloaky ny vavanareo dia imasoy hotanterahina, araka ny voady an-tsitrapo notononin’ny vavanareo tamin’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Izay aloaky ny vavanao dia tandremo hotanterahinao, araka ny sitraponao nivoadianao tamin'i Jehovah ihany, dia izay nolazain'ny vavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay aloaky ny vavanao dia tandremo ka tanteraho, araka ny nivoadianao an-tsitrapo tamin’NY TOMPO Andriamanitrao ihany, dia izay nolazain’ny vavanao.
malagasy
Izay aloaky ny vavanao dia tandremo hotanterahinao, araka ny sitraponao nivoadianao tamin'i Jehovah ihany, dia izay nolazain'ny vavanao.