Deuteronomy 23:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mankany amin’ny tanim-boaloboky ny namanao ianao dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky anao, nefa aza mitondra mody.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mamaky tanimbarin’ny namanao ianao, dia mahazo mioty salohim-bary amin’ny tananao, fa tsy hijinjanao amin’ny antsy ny varin’ny namanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ianareo sendra mandalo ny tanimboaloboky ny namanareo, dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky; fa aza mitondra mody.
Malagasy Bible 1865
Raha mankany amin'ny tanim-boaloboky ny namanao ianao, dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky anao; fa aza mitondra mody. Raha mankany amin'ny tanimbarin'ny namanao ianao, dia mahazo mioty salohim-bary ny tananao; fa aza jinjanao antsy ny varin'ny namanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mankany amin’ny tanim-boaloboky ny namanao ianao dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky anao, nefa aza mitondra mody.
malagasy
Raha mankany amin'ny tanim-boaloboky ny namanao ianao, dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky anao; fa aza mitondra mody.Raha mankany amin'ny tanimbarin'ny namanao ianao, dia mahazo mioty salohim-bary ny tananao; fa aza jinjanao antsy ny varin'ny namanao.