Deuteronomy 23:26 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mankany amin’ny tanimbarin’ny namanao ianao dia mahazo mioty salohim-bary ny tananao, nefa aza jinjainao amin’ny antsimbary ny varin’ny namanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ianareo sendra mandalo ny tanimbarin’ny namanareo, dia mahazo mioty salohim-bary amin’ny tananareo; fa aza jinjanareo antsy ny variny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mankany amin’ny tanimbarin’ny namanao ianao dia mahazo mioty salohim-bary ny tananao, nefa aza jinjainao amin’ny antsimbary ny varin’ny namanao.
malagasy
Raha mankany amin'ny tanimbarin'ny namanao ianao, dia mahazo mioty salohim-bary ny tananao; fa aza jinjanao antsy ny varin'ny namanao.