Deuteronomy 23:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO ny zazasary. Na dia hatramin’ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teraka amin’ny fanambadiana mahadiso, dia tsy hiditra amin’ny fiangonan’i Iaveh. Na dia ny taranany fahafolo aza tsy hiditra ny fiangonan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zazasary dia tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO; na ny taranany fahafolo aza, dia tsy hahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny zazasary tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah: na dia hatramin'ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO ny zazasary. Na dia hatramin’ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO.
malagasy
Ny zazasary tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah: na dia hatramin'ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah.