Deuteronomy 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO ny Amonita sy ny Moabita. Na dia hatramin’ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO hatramin’ny mandrakizay ireny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Amônita sy ny Moabita dia tsy hiditra amin’ny fiangonan’i Iaveh, na dia hatramin’ny taranany fahafolo aza, dia tsy hiditra ny fiangonan’i Iaveh na oviana na oviana; satria tsy tonga nitsena hanina sy rano anareo izy teny an-dalana, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta: sady nampaka sy nanamby vola an’i Balaama, zanak’i Beôra avy any Petôra, any Mesôpôtamia, hanozona anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Hamônita sy ny Môabita dia tsy mahazo miditra na oviana na oviana ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO; na ny taranany fahafolo aza, dia tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny Amonita sy ny Moabita tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah: na dia hatramin'ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah hatramin'ny mandrakizay ireny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO ny Amonita sy ny Moabita. Na dia hatramin’ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO hatramin’ny mandrakizay ireny,
malagasy