Deuteronomy 23:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa NY TOMPO Andriamanitrao tsy nety nihaino an’i Balama fa nampody ny fanozonana anao ho fitahiana Izy noho ny fitiavany anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manan-draharaha amin’izay hahitany soa na hiadanan’izy ireo, na oviana na oviana, raha mbola velona koa ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny TOMPO Andriamanitrareo tsy nety nihaino an’i Balahàma, fa nampody ny fanozonana ho fitahiana anareo IZY noho ny fitiavany anareo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa Jehovah Andriamanitrao tsy nety nihaino an'i Balama, fa nampody ny fanozonana ho fitahiana anao Izy noho ny fitiavany anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa NY TOMPO Andriamanitrao tsy nety nihaino an’i Balama fa nampody ny fanozonana anao ho fitahiana Izy noho ny fitiavany anao.
malagasy
Kanefa Jehovah Andriamanitrao tsy nety nihaino an'i Balama, fa nampody ny fanozonana ho fitahiana anao Izy noho ny fitiavany anao.